<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Sambatra ianao izay mino
 Mankalaza ny Tompo
 Fa tsy maintsy ho tanteraka
 Ny Tenin'Andriamanitra
 Efa tonga ny Zanany
 Natera-behivavy
 Mba hitady sy hamonjy
 Ny mpanota very.</lyrics>
<title>SAMBATRA IANAO ASAFA58</title>
<hymn_number>58</hymn_number>
<author>Andry RASOLOFO</author>
</song>